|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angony
Fototeny  2  angona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana angonina [Fitanisana]
Ohatra  4  angony tsara ny taolako. [1.508#]
5  angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
6  Dia hoy izy roa lahy sy Rampamelombelona tamin-dRampilomano : "' Ndeha angony ireny taolany ireny! [2.69#]

Teny iditra (2/2)7  angony
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.19] [Tankarana] tubercule comestible.
Voambolana  10  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  11  angona

Fivaditsoratra  12  angino, angoni, angony, gonany, gonina, igonan, nagony, nginao, nigona, nogani, ongina

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/11