Teny iditra (1/3) | 1 angôvo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
hery be mila hotafahoatra ny mety 4 [1.1] Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] énergie |
Ohatra |
6 [2.445#] Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano. |
Voambolana |
7 Fizìka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 angôvo |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Betsimisaraka]
matanjaka, mahery |
Teny iditra (3/3) | 15 angôvo |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Betsimisaraka]
fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany |
Fivaditsoratra | 18 angôvo, avongo, voango |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |