Teny iditra angozy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy hodi-biby [SLP 1986]
  [Sihanaka] hoditr'omby [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Tankarana] cuir, peau. [David 1952 (takila A)]
Famaritana frantsay cuir
¶ angozy lena: cuir vert
¶ angozy maina: cuir brut
¶ angozy vita voakaly: cuir fini
¶ angozy voalona: cuir tanné [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra angòso ~ angôzy

2017/03/10