Teny iditra | angy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ray, ny lahy miteraka [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Father. See ray, aba, ada, etc. [1.2] | |||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |||
Teny iditra | angy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Fandravahana, ravaka Fanatsarana [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] An ornament, an embellishment [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | angy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Tankarana] Nom générique des citrus (voir aussi hangy). Plus spécialement appli- qué à Citrus aurantiifolia (Christm.) Swingle (Rutaceae). [1.196] | |||
Anarana siantifika | Citrus aurantiifolia | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Fivaditsoratra | angy, gina, inga |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |