Teny iditra (1/3) | 1 angy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ray, ny lahy miteraka [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 father. See ray, aba, ada, etc. [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Teny iditra (2/3) | 6 angy |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 fandravahana, ravaka 9 fanatsarana [Taimoro] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 an ornament, an embellishment [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 13 angy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Nom générique des citrus (voir aussi hangy). Plus spécialement appliqué à Citrus aurantiifolia (Christm.) Swingle (Rutaceae). [Sakalava]
[1.196] 16 [Tankarana] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18 |