Teny iditra | aniana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ira momba ny tenona [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Yarn finally prepared for the loom. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'écheveau, la trame ourdie [1.3] | ||||||
Teny iditra | aniana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Filazana am-pahibemaso fa tsy hiova amin' ny teny natao, na koa marina izay lazaina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | An oath [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Serment, jurement [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |