Teny iditra anie
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!
¶ Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end! [Richardson 1885]
 may it be so! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay puisse! que plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/02/23