Teny iditra | anikeo | ||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||
Famaritana malagasy | isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany [Ravelojaona 1937] | ||||||||
[ anikeheo ] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany [Rajemisa 1985] | |||||||||
[ anikeheo ] anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo [Akademia 2005] | |||||||||
Fandikana anglisy | used in speaking of some part of the past day [Richardson 1885] | ||||||||
just now, a short time ago [Hallanger 1973] | |||||||||
Fandikana frantsay | [ anikeheo ] dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant [Abinal 1888] | ||||||||
tout à l'heure (temps passé) [Hallanger 1974] | |||||||||
tout à l'heure (dans la partie écoulé [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||||||
Tsipelina hafa | aninkeheo ~ aninkeo | ||||||||
Mpanahaka | aninaraina | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |