Teny iditra | 1 aninkeheo |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [0] jereo anikeo |
Ohatra |
4 [2.471#] Maty masoandro aninkeheo no nandaozanay an' i Maroantsetra hianavaratra. 5 [2.285#] nilamina loatra" ny saiko aninkeheo azon' ny sigara, ka natory tsy satry aho. 6 [2.5#] Ary nanjary orana nahavonto lamba ilay erika aninkeheo, ka nahatsiaro nangatsiaka Zaka. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |