|
|
|
|

Teny iditra1  anio alina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny ilazana ny alin' ny andro iresahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  This evening, tonight [1.2]
Tovy hevitra  5  raha alina
Singan-teny  6  anio, alina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01