Teny iditra | anio alina | |
Singan-teny | anio ; alina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny alin' ny andro iresahana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | This evening, tonight [1.2] | |
Tovy hevitra | raha alina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |