Teny iditra (1/2) | 1 anivon' ny riaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the whole island of Madagascar |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] au milieu des torrents ou de la mer Madagascar |
Singan-teny | 6 anivo, riaka |
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 8 Anivon' ny Riaka |
Sokajin-teny | 9 anarana (gazety) |
Voambolana |
10 Mpanonta printy, gazety |
Singan-teny | 11 anivon' ny riaka |
Fivaditsoratra | 12 Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27 |
![]() |