Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave [Richardson 1885]
|
| small streams of water after rain [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | l'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau [Abinal 1888]
|
| ruissellement des eaux de pluie [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Tambahoaka]
ranomasina [Rakotosaona 1972]
|
| Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | the sea [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | la mer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | habetsahana [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau [Abinal 1888]
|
|