|
|
|
|

Teny iditra1  anjara asa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] asa sahanina miainga amin'ny fandaminana. Anjara asan'ny alkôla: toetra simika manokana ananan'ny alkôla
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] fonction, attribution. Anjara asan'ny alkôla: fonction de l'alcool
Singan-teny  5  anjara, asa

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29