Teny iditra anjerimanontolo (jery, tontolo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite [1.1]
Fanazavàna teny anglisy University [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Université [1.66]
Ohatra 
1Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. [4.27]
2Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503]
Voambolana 
Tovy hevitra oniversite

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/10