Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano
¶ Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [Rajemisa 1985]

Teny iditra anjoanjo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy haphazardly, at random [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay au hasard, à l'aventure [Hallanger 1974]

2012/10/22