Teny iditra |
kitoatoa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A random guess, a random act [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hasard, aventure [1.8]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kitoatoa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | At random [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au hasard [1.8]
|
Ohatra | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643]
|
Kamban-teny |
|
|