|
|
|
|

Teny iditra1  Anjoatsy
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3  karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohémar [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  5  Anjoatsy, antsojay

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/20