Teny iditra | ![]() |
Anjoaty |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Rakotosaona 1972] | |
Fitovian-keviteny | Anjoatsy | |
Teny nalaina | Soratra misy io teny Anjoaty io | |
Nohavaozina tamin' ny 2009/10/18 |
![]() |