Teny iditra Anjoatsy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [1.78]
Tovy hevitra Anjoaty

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/05