Teny iditra (1/2) | 1 ankadilanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] a neck of land joining two hills |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes 5 [1.5] col |
Ohatra |
6 [2.270#38] hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! |
Voambolana |
7 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 8 hadilanana |
Tovy hevitra | 9 hadilanana |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 12 Ankadilanana |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [3.1] quartier de la vieille ville haute de Antananarivo |
Ohatra |
15 [2.285#39] Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. |
Voambolana |
16 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 17 ankadilanana |
Fivaditsoratra | 18 ankadilanana, Ankadilanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |