|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  Antananarivo
Singan-teny  2 tana, 3 arivo
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.11]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny io
Sary 
10 
11  12 

Teny iditra (2/2) 13  Antananarivo
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Analamanga, Itasy, Vakinankaratra, Bongolava [3.1]
Voambolana  16  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny faritany enina
Sary 
24  25 

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25