Teny iditra (1/2) | 1 ankadilanana |
Singan-teny | 2 hadilanana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a neck of land joining two hills [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes [1.3] 6 col [1.5] |
Ohatra |
7 hoy Marolaza, filohan' ny Isaha - fitazatazanan' Ambositra ity ankadilanana ity! [2.270#38] |
Voambolana |
8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny ankadilanana io |
Teny iditra (2/2) | 11 Ankadilanana |
Singan-teny | 12 ankadilanana |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
14 quartier de la vieille ville haute de Antananarivo [3.1] |
Ohatra |
15 Tsy maintsy toe-javatra toy izany koa no mampiova an' ankadilanana ho Ankadilalana, raha marina fa avy amin' ny dilana no niandohan' io teny io. [2.285#39] |
Voambolana |
16 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 18 Ankadilanana, ankadilanana, Ankadilanana, ankadilanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |