| Teny iditra | 1 ankamaroany |
| Fototeny | 2 maro |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 jereo ankabeazany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 en masse
[1.3#435] |
| Ohatra |
6 Rendremana matory ny ankamaroany.
[2.499#104]
7 Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472#101] 8 Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508#490] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ankamaroany, 11 manakoriana, manakoriàna, 12 maraokanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06 |
|