|
|
|
|

Teny iditra1  ankamaroany
Fototeny  2  maro
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  jereo ankabeazany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  en masse [1.3#435]
Ohatra  6  Rendremana matory ny ankamaroany. [2.499]
7  Nefa tamin' ny ankamaroany, dia vitan' izay tokoa. [2.472]
8  Ny Bemihimpa tany Ambongo dia Merina ny ankamaroany. [2.508]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18