Teny iditra ankaratsiana (ratsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [Rajemisa 1985]
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra an-karatsiana (ratsy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy in evil days [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dans le malheur [Hallanger 1974]
Teny mifanohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31