|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankasoavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#89] Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana
Ohatra  4  [2.299#124] Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
Fototeny  5  soa
Tohi-kevitra  6  ankaratsiana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  an-kasoavana
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1#89] Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] in good times, in times of prosperity
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#613, 1.8] dans la prospérité
Ohatra  13  [2.588#23] ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
Tohi-kevitra  14  ankaratsiana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny an-kasoavana io

Fivaditsoratra  16  an-kasoavana, ankasoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28