|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankaratsiana
Fototeny  2  ratsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#89] Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana
Ohatra  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Tohi-kevitra  6  ankasoavana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  an-karatsiana
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1#89] Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.7] in evil days
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#613] dans l'épreuve
13  [1.8] dans le malheur
Ohatra  14  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Tohi-kevitra  15  ankasoavana
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny an-karatsiana io

Fivaditsoratra  18  ankaratsiana, an-karatsiana, nanasaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08