Teny iditra | 1 ankaromiafina |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#235] in concealment |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#50] [an-karomiafina] dans la corbeille dérobée à la vue [an-karomiafina] Figuré: en secret |
Singan-teny | 6 harona, miafina |
Fivaditsoratra | 7 ankaromiafina, mifanakoriana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |