Teny iditra |
ankaso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso
Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Taking by force; malicious damage [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Du mal fait à quelqu'un [1.8]
|
Ohatra | Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao.
[2.471]
|
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
|