Teny iditra hetraketraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [Akademia 2005]
Famaritana frantsay brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [Andriamalala: Ranomasina]
2Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [Randriamamonjy: Tantara]
3Mba hiarovana ireo vahiny izay niditra tao Sodoma tsy hiharan' ny hetraketraka samihafa, dia nampiantrano azy i Lota. [White: Patriarka]

Teny iditra Hetraketraka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1972
Habeny Takila: 200.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/26