Teny iditra |
ankasoavana
(soa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1]
|
Ohatra | Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka
[2.299]
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
an-kasoavana
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | In good times, in times of prosperity [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dans la prospérité [1.3, 1.8]
|
Ohatra | ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana
[2.588]
|
Tohi-kevitra |
Ohabolana |
|