Teny iditra | 1 an-katerena |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana toerana na lalana ety, na koa fifanizinana tsy ahafahana mihetsika tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] dans un lieu étroit, sous la pression, dans l'ambarras, dans la gêne; par force |
Fototeny | 5 tery |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny an-katerena io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22 |
![]() |