Teny iditra an-katerena (tery)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ilazana toerana na lalana ety, na koa fifanizinana tsy ahafahana mihetsika tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dans un lieu étroit, sous la pression, dans l'ambarras, dans la gêne; par force [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27