|
|
|
|

Teny iditra1  ankatoavina
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? [1.1]
5 ekena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3#704]
7 approuvé [1.13]
Ohatra  8  Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369#]
9  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 anakanivato, ankatoavina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08