Teny iditra ankay (hay)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be [1.1]
  [Bezanozano] Lemaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay. [1.2]

Teny iditra Ankay (hay)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The name of a large upland plain to the east of Imerina [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31