Teny iditra ankila
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] akaiky [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] anila [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] anila, akaiky [Rakotosaona 1975]
Famaritana anglisy (an-kila) a word often used for anilany. Compare hila [Richardson 1885]
Famaritana frantsay à côté de [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra ankilany

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/18