|
|
|
|

Teny iditra1  an-kinafinafina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] an-tsokosoko
Ohatra  4  [2.4#] Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko.
5  [1.214#mg] Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely.
Singan-teny  6  afinafina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07