Teny iditra | 1 ankitsirano |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][an-kitsirano] Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka 4 [1.13] fanahy iniana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] délibérément |
Ohatra |
6 [2.5#] Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny? |
Fivaditsoratra | 7 akorintsany, ankitsirano, anorintsika, antsionkary, ikorintsana, ironantsika, naorintsika, narointsika, nasokatriny, natsikarony, niorantsika, ranointsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |