Teny iditra | 1 ankizilahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a male servant, a boy. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] esclave (homme) |
Ohatra |
6 [2.472] Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. 7 [2.117] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. |
Singan-teny | 8 ankizy, lahy |
Tohi-kevitra | 9 ankizivavy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |