|
|
|
|

Teny iditra1  ankizilahy
Singan-teny  2  ankizy, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a male servant, a boy.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] esclave (homme)
Ohatra  7  Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
8  Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
Tohi-kevitra  9  ankizivavy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02