Teny iditra | 1 ankizy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy 4 Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady 5 Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy 6 Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a child, children, servants, youths of both sexes. [1.2] 8 a child, children [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 enfant [1.8] |
Ohatra |
10 Ny ankizy lehibe mandravaka ny trano heva. [2.442#] 11 Tsy misy ny famoronana eo amin' ny ankizy; [2.445#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ankizy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |