Teny iditra | an-kobany (kobany) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Anelanelany, anevanevany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Entre, au milieu [1.3] | |
Teny iditra | an-kobany | |
Singan-teny | kobany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny miaramila rehetra afa-tsy ny rainiolona (ny mpandefa tafondro) sy ny mpiambina [1.1] | |
Fivaditsoratra | ankabony, an-kobany, kinobana, kobanina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |