Teny iditra |
kobany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ny anatiny, ny anevanevany, ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho itỳ fa mivohitra ny kobany. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | le centre, le milieu, l'entre-deux, l'intermédiaire: Mivohitra ny koban' io trano io ((Le milieu du mur de cette maison est tombé) [Abinal 1888]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
kobany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Bara, Sihanaka]
farafara [Rakotosaona 1975]
|
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
kobany
(koba, kobaka, -ny)
|
Sokajin-teny | anarana koba sy kobaka sy mpisolo
|
|
Teny iditra |
kobany
(kobana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao kobanina
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
Tsipelina hafa |
Ohatra | Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy [Rajemisa 1985]
|
|