Teny iditra | 1 an-kodivirana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) |
Tovy hevitra | 4 an-kodimirana |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny an-kodivirana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |