Teny iditra | 1 ankororosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. |
Ohatra |
4 [1.437#] Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany. |
Fototeny | 5 kororosy |
Tovy hevitra | 6 kororosy |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 akororosin, ankororosy, nakororosy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |