Teny iditra | 1 kororosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a sliding, a falling down |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] glissement d'une chose qu'on pousse |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 ankororosy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |