Teny iditra | 1 ankororosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 kororosy |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra Fionganana. |
Ohatra |
5 [1.437#] Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
|
Kamban-teny rehetra |
|
Tovy hevitra | 7 kororosy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |