|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  anky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tranainy kokoa noho ny anky [1.10#A309]
4  Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  La largeur d' un doigt [2.415]
Ohatra  6  Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436#]
Voambolana  7  Toerana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  9  ankihy
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)11  anky
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  tondro, ankibe (rantsana) [Bezanozano] [1.78]
Voambolana  14  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)17  anky
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny mpanao :
21  Matoantenin' ny iharana :
22  Anarana :
23  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)24  anky
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy. [Bara] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03