|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voantondro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny refy mitovy amin' ny haben' ny rantsana iray izay atao koa hoe: anky (halavana: 18m/m)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#844] un travers de doigt
5  [2.415] La largeur d' un doigt
Voambolana  6  Toerana
Tovy hevitra  7  anky
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny voantondro io

Teny iditra (2/2)9  voantondro
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (ancien) (de voa : graines ; et tondro : action de montrer du doigt). Nom qu'on donnait aux Poaceae spontanées dont on récoltait les graines comme aliment de disette.
Voambolana  12  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02